2008-06-24
Ny mpiblaogy Borkinabe QuophyBlogeur mitatitra mikasika izay nihatra tamin'ny mpandehan'ny orinasam-pitaterana Ghaniana STC [Intercity State Transportation Corporation] raha nisy jiolahy mpanakan-dàlambe nanambana sy nitifitra ny fiarabe nitatitra azy ireo :
Le trajet d'un car de la société ghanéenne STC - de Ouaga-Accra via Kumasi - a failli tourner au drame. Arrivé ...
2008-06-09
Borkina Fasô : Fanafody amidy eny an'arabe
QuophyBlogeur no mitatitra mikasika ny loza vokatr'ireo fanafody amidy eny an'arabe any Borkina Fasô :
Malgré une Centrale d’achat des médicaments essentiels génériques et des consommables médicaux (Cameg) qui fait du Burkina Faso «Le leader de l’Afrique de l’Ouest dans le domaine du médicament essentiel générique en termes de volume, d’accessibilité ...
2008-06-04
Borkina Fasô : Fihaonambe ankalazana ireo saron-tava Winyé
BurkinaMom [Neny Borkina] izay fotsy hoditra monina any Ouagadougou, no manapariaka sary sy mitatitra mikasika ny Fihaonambe ankalazana ireo saron-tava tany Winyé, any Borkina Fasô :
The Seventh Annual Winyé Mask Festival was held on Friday and Saturday in Boromo- a small town just about two hours' drive from Ouaga. I ...
2008-05-26
Borkina Fasô : mahafehy ny fiteny Fulfude ao anatin'ny enina sekondra monja
Stephen Davies no manambara ao amin'ny Voice in the Desert [Feo avy any an'efitra] fa afaka mahafehy ny fiteny Fulfude ao anatin'ny enina sekondra monja monja, izay iray amin'ireo fiteny fampiasa any Borkina Fasô :
We're all familiar with dazzling language-learning promises made by Linguaphone and similar companies: Speak fluent ...
2008-03-07
Afrika : Mpitoraka Blaogy Sary, Blaogy, Sary mihetsika
Topazana maso i Afrika amin'ny alalan'ny sary mihetsiky ny gazetin'olontsotra. Hatramin'ny tompon-daka BoB, mpilaza tantara, mpanao sary mihetsika fanadihadiana momba ny mpanakanto, ny indostria mpanao sary mihetsika Nollywood any Nigeria sy ny maro hafa koa.
Mahaliana sy vita tsara ny tantara an-tsarin'i Usnico : ny sary iray milaza ny manjo , ...
2007-12-29
Burkina Faso sy ny Hajj (fivahiniana masina silamo)
“Soa ihany fa tsara i Allah ka nanaiky ihany ny fahatongavan'ireto mpanao fivahiniana masina mahantra ka navezivezin'ny fandaminana amorontevan'ny fikorontanana.” hoy ny namaranan'i QuophyBlogeur ny fahoriana nanjo ireo Silamo Burkinabe [FR] nandeha hamonjy fivahiniana masina any Lameka.
Jennifer Brea
2007-12-13
Borkina Fasô : Inona no fototry ny fitantanana tsy madio ?
Ny blaogy Babilown dia mizara lahantsary ahitana mpitantana ONG iray any Oagadogo manazava ny fitantanana tsy madio [corruption] any Borkina Fasô sy ny fotony [causes], ny hafa indray mitantara izay toe-draharaha sahala any Brezila :
« Tout cela fait voir qu’il y a une sociologie de la corruption, dont les deux lieux ...
2007-12-05
Ny loza mitandidona ny mpanao gazety any Andrefan'i Afrika
Loza fa any amin'ny firenena izay mitondra anarana midika “ny tanin'ireo olona mahitsy,” ny tsolotra sy ny fitantanana tsy madio dia mbola mahita hirika hatrany eo amin'ny sehatry ny fampahalalam-baovao any Borkina Fasò. Anivon'ity firenena izay manan-tantara amin'ny ady amin'ny fitantanana tsy madion'ny mpitondra ity, dia tsapa fa misy zavatra diso tanteraka ankehitriny. ...
2007-11-14
Borkina Fasô : Tsy hisy ny kere saingy mbola marefo ireo mpamboly
Ny mpiblaogy Ramata Sore dia mitatitra ny tsy fitovian-kevitra mipetraka amin'ny Governemanta sy ireo mpamboly mikasika ny tahan'orana [pluviométrie] any Borkina Fasô :
« Lors d’une conférence de presse, le ministre d'Etat, ministre de l'Agriculture, de l'Hydraulique et des Ressources halieutiques a affirmé que la campagne agricole 2007-2008 serait excédentaire de ...
2007-10-31
Borkina Fasô : Manampy ireo Borkinabe hiady ny fanampenam-bava ireo blaogy
Any Borkina Fasô, tsy fandanian'andro fotsiny ihany ny fitorahana blaogy fa tena manandanja tokoa. Satria ireny no mba maso sy sofina entin'ireo olona aman'arivony eto amin'ny Aterineto [manaraka ny toe-draharaha any an-toerana].
Nandritra ny fankalazana ny fahatsiarovana ny faha-20 taonan'ny namonoan'ny sasany an'i Thomas Sankara, filoha amperin'asa fahizay, izay notanterahina ...





Mpiblaogy Malagasy vavolombelona nanatri-maso ireo trozona niantsona k...
-
Atao akory fa "Traduttore, Traditore" hoy ny hain-teny Italiana n...
-
adinoko fa ny TROZONA amin'ny teny Malagasy dia BALEINE kosa amin...
-
Miala tsiny fa angamba amin'ny anglisy dia fianakaviana iray ny D...
Tohiny »