The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Botswana Sokajy ara-tany

RSS ho an ny Botswana

2008-01-22

Bôtsoana : Fanatanterahana sarimihetsika any Bôtsoana

Mma Ramotswa no manapariaka lahatsoratra vaovao mikasika ny fanatanterahana sarimihetsika sy lahatsary any Bôtsoana : Over the past 10 or 20 years, digital cameras and computer editing have dramatically opened up filmmaking possibilities in “remote” places. Things are looking up for drama films and documentaries made in Botswana. “Tao anatin'izay 10 na ...

2008-01-08

Bôtsoana : “Local voices offline”This is a Podcasts post

Ny blaogy Koluki ao amin'ny “local voices offline” : « “Now We’re Talking” is part of a show on Gabz FM by top Botswana radio DJ and comedian extraordinaire Michael “Dignash” Morapedi (read about him here and here). It consists of a delightful series of pranks he plays on unaware, innocent people ...

2007-10-18

Nata Blog : Blaogy avy any ambanivohitr'i Afrika

Ny tantaran'ny Blaogin'ny tanàna Nata na the Nata Village Blog dia isan'ireo tantara lafatra momba izay hery sy ako ateraky ny fandraisan'ny vahoaka avy any Afrika anjara fitenenana eto amin'ny sehatry ny fampahalalam-baovao. Ity blaogy iray ity dia any amin'ny tanàna ambanivohitra antsoina hoe Nata any Bôtsoana. I Nata dia ...

2007-10-17

Bôtsoana : Fiainana andavan'andro any amin'ny tanànan'i Nata

Ny blaogin'ny tanàna Nata na Nata village blog avy any Bôtsoana dia mitantara ny fiainana andavan'andron'ny mponina ao aminy : « While most people in the developed world buy their beef wrapped in plastic at the local supermarket, many Nata residents still have to rely on their skills of slaughtering animals ...