GlobalVoices anaty

Benin

Tahiry Firenena · 8 Lahatsoratra


Tantara farany mikasika an'i Benin

09/09/2012

Afrika Frankôfôna: Ny Ivotoeram-Piofanam-Pitantanam-Panjakana

Tohin'ny lahatsoratra

Tamin’ny volana Febroary 2001, lany nandritra ny fivoriambe tany Windhoek, ao Namibia  ny Sata Mifehy ny Asam-panjakana ao Afrika (PDF). Efa-polo taona taorian'ny fahaleovantena, mampiseho ny fahataran'ny fanomezan-danja ny fitantanam-panjakana momba ny...

10/04/2012

Video Lahatsoratra
Andro Iray Eto An-Tany: Nivoaka Ny Rakikira Niaraha-Mientana Manerantany

Tohin'ny lahatsoratra

Nisy rakikira an-dahatsary iray nivoaka ho fanomanana ny fiaraha-mijery manerantany [mg] ny sarimihetsika nifarimbonana manerantany One Day on Earth [Andro Iray Eto An-Tany], izay hotontosaina any amin'ny toerana maro samihafa manerana ny planeta mandritra ny Andron'ny Tany (22 Avrily 2012). Asongadin'ny lahatsary ny mpihira, poety, mpandihy noraketina an-tsarimihetsika nandritra ny fotoana mitovy 24 oran'ny 10 Oktobra 2012, izay niangalian'i Cut Chemist ny fanapatapahana sy ny fanambatambarana azy.

16/01/2012

Nanao Jery Todika Ny Taona 2011 ny Global Voices “Néerlandais”

Tohin'ny lahatsoratra

Raha toa ny taona 2012 ka efa mandeha tsara amin'ny làlany, ireo mpandika teny ao amin'ny Global Voices "néerlandais" dia nanao jery todika ny taona 2011. Inona ny lahatsoratra niavaka indrindra ary inona no mampiavaka ny Global Voices ?

08/09/2011

Vehivavy Afrikana Miezaka ho Mpitondra Fanjakana

Tohin'ny lahatsoratra

Nisantatra ny lalana i Ellen Johnson-Sirleaf tamin'ny taona 2006, raha voafidy ho Filohan'i Liberia ary nanjary vehivavy Afrikanina voalohany tafakatra amin'ny toerana ambony indrindra. Nanomboka hatreo, dia maro ireo vehivavy Afrikanina...

24/06/2010

50 taona taty aoriana, fahaleovantena sy ozon'ny harena voajanaharin'ireo tany Afrikana mampiasa ny teny frantsay

Mankalaza ny faha 50 taona nahazoana ny fahaleovantenany ny tany Afrikana mampiasa ny teny frantsay amin’ity taona 2010 ity. Ho fanamarihaa io fitsingerenana io dia nisy fihaonan’ny Afrika-Frantsa tany Nice,...

18/12/2007

Benin : Ny zatovo sy ny fifohana sigara

Ny mpiblaogy Jackie dia mitatitra momba ny taham-pifohana sigara eo anivon'ny zatovo any Benin : « According to a recent global youth tobacco survey report, more than twenty percent of school children...

26/11/2007

Benin : Nesorina ny elo fiarovana ara-pitsarana ny mpisolovavam-bahoaka roa

Ny blaogy Afriksenatorium dia mitatitra ny fanesorana ny elo fiarovana ara-pitsarana amin'ny maha olom-boafidy nahazo ireto mpisolovavam-bahoaka roa izay voarohirohy amin'ny raharaha fanodikodinam-bola mikasika orinasam-panjakana any Benin : « Des...

24/10/2007

Benin : Niletika ny filaharan'i Benin ara-pahalalahana ara-fampahalalam-baovao

Ny blaogy Babilown dia manome ny heviny momba izay antom-pihemoran'ny filaharan'i Benin eo amin'ny sehatry ny fahalalahana ara-fampahalalam-baovao araky ny filaharana izay avoaky ny fikambanana Reporters Sans Frontières [RSF] isan-taona...

Faritra manerantany

Firenena

Teny

Lohahevitra Manokana

Lahatsoratra miaraka amin'ny