The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Angola Sokajy ara-tany

RSS ho an ny Angola

2007-11-27

Angôla : Ny zo hifidy

Ny blaogy Desabafos Angolanos monina any Angôla dia manambara ho fandresena ny hetsika fitakian-jo nataon'ireo zanaka am-pielezana Angôlana mipetraka any Lisbôna [renivohitry Pôrtigala] ny 19 Novambra 2007 : « “Sucesso? Com 20 pessoas ?” Sim !!! Sucesso porque foram 20 pessoas debaixo de chuva, 20 pessoas entre 100 000 que não tiveram medo, ...