· Mey, 2008

Tantara mikasika ny Angola tamin'ny Mey, 2008

Diary iombonana hoan'i Afrika miteny Pôrtogey

  23 Mey 2008

Ny mpanao gazety mpiblaogy Orlando Castro monina any Angôla no manapariaka ao amin'ny Alto Hama ny fivoriana hotanterahin'ireo firenena Afrikana miteny Pôrtogey izay hanomboka amin'ny faha-28 May 2008 any Lisboana, any Pôrtogala : O passado, presente e futuro de África vai estar em Lisboa durante dois dias, durante os trabalhos...

Angôla : Lahatsary mikasika ny fitsaharan'ny Fanjanahantany

  13 Mey 2008

Carlos Pereira no mampita ao amin'ny blaogy meus escape [ny fitsoahako ny figadrana] ny lahatsary mahaliana izay hitany mikasika ny fitsaharan'ny Fanjanahantany izay ahitana ny fitsoahan'ireo taranaky ny voanjo sy Angôley fotsy hoditra marobe avy any Luena, ary ahitana zava-miseho izay heveriny ho toy ny : Momentos de grandes dramas...