· Jona, 2010

Tantara mikasika ny Afrika Mainty tamin'ny Jona, 2010

Afrika Atsimo: Adihevitra momba vuvuzela amin'ny mondial

  16 Jona 2010

Angamba azo hamaritana ny endriky ny fifaninanana fiadiana ny amboara erantany 2010 ny firentirentin'ny kianja vaovao sy ny karazam-pitafiana marevaka anaovan'ny mpanohana ny ekipam-pirenena 32 mifaninana. Tsy misy fisalasalana kosa fa ny feo mampiavaka ity fifaninana ity dia ny feon'ny vuvuzela, izay henon'ny mpijery any an-kianja na amin'ny fahitalavitra. Niteraka adihevitra...

Madagasikara: Ny feon'ny tanora iray mpitoraka blaogy sady mpandika teny

  02 Jona 2010

Nandritra ny Vovonana Iraisam-pirenen'ny Gloval Voices 2010 tany Chile, nisy tovovavy iray avy any Madagasikara nanontany ahy raha tena avy any Japana tokoa aho, firenena izay tena ankafiziny tokoa na ny tenim-pirenena, ny kolontsaina, ary indrindra ny “sushi”. Gaga aho raha nahita fa mbola mahay miteny Japoney tsara lavitra noho...