The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Nepal Tahiry Firenena

RSS ho an i Nepal

2009-10-14

Nepal: Mankany amin'ny fankalazàna ny Dashain tsy misy fanaovana sorona ireo biby

Ny fety be ara-pinoana Dashain, manan-dànja indrindra any Nepal dia nankalazain'ny diaspora Nepaley eran-tany. Somary nisy olana kely ny Dashain tany Nepal tamin'ity taona ity, noho ireo mpiaro ny zon'ny biby mitaky ny fampitsahàrana ny fanaovana sorona biby mandritra ny fankalazàna.

2009-07-30

Mpandresy tamin'ilay fifaninanana horonantsary momba ny Demokrasia

Inona no atao hoe Demokrasia? Izany no fanontaniana nezahan'ireo mpandray anjara maherin'ny 900 novaliana tamin'ny alalan'ny horonantsarin-dry zareo, ho valin'ny Fifaninanana Horonantsary momba ny Demokrasia nokarakarain'ny Departemantan-panjakana Amerikana sy mpiara-miasa maro hafa, misokatra ho an'ny mpandray anjara maneran-tany. Tamin'ny alalan'ny fantsona YouTube-ndry zareo, ny olona dia nandefa ireo horoantsarin-dry zareo izay mameno ilay fehezanteny hoe "Ny Demokrasia dia..."

2009-03-10

Sary mihetsika : ankalazaina ny vehivavy amin'ny andro iraisam-pirenena natokana ho azy ireoVideo post

Efa nankalazaina nanomboka tamin'ny fiandohan'ny taona 1900 ny Andro Iraisam-Pirenena ho an'ny Vehivavy: raha hiverenana kely ny tantara dia fampahatsiahivana ny fitondrana tsy nety natao tamin'ny vehivavy sy ny tolona mafy tsy an-kijanona natao hahazoana fitovian-jo. Na izany aza, tao anatin'ny taona vitsivitsy izay dia maro amin'ireo tsy fitovian-jo ireo ...

2009-01-07

Nepal Mihitsoka Anaty Olana Misesisesin'ny Tempoly

Ratsy fiantombohana ny taona vaovao tao Nepal. Ankoatra ny krizin'ny herinaratra dia mihitsoka anaty olana misesisesy ny firenena noho ny raharahan’ny toerana masin'ny Hindoisma ao Pashupatinath. Eo anivon’ny ady hevitra no misy fifanazavana hoe tokony hitohy ve ny fombafomba litorjika tarihin’ny pretra Indianina ao amin’ny Tempoly lehibe sa tokony handray an-tanana ...

2008-12-17

Nepal: Tsaho momba ny zom-pirenen'ilay mpampihorohoro sisa velona tany Bombay (Mumbai)

Mandeha dia mandeha amin'ny aterineto ankehitriny ny tsaho manodidina ny fihavian'ilay mpampihorohoro sisa velona tamin'ny fanafihana an'i Bombay dia i Ajmal Amir Kasab izany. Tamin'ity indray mitoraka ity izany dia miara-dalana amin'ny anaran'i India sy Pakistan ity ny firenen'i Nepal. Tamin'ny 15 Desambra dia nilaza ny mpahay lalàna Pakistaney C M ...

2008-10-06

Governance ,
Politika

Minerva's Crossing no sondriana tamin'ny kabarin'ny praiminisitra, sady lehiben'ny mpioko taloha,  Pushpa Kamal Dahal (Prachanda) nataony tao New York ary nanambara hoe: “afa-miova ny vondrona mpioko, rehefa vonona ny hiroso ho amin'izany”.

2008-01-22

Lalàna

Indro ny fehin’izay nosoratan’i Bahas mikasika ny rafitra ara-dalàna mihatra any Nepal. “Sarotra dia sarotra ny fanamafisana ny Fitsarana sy ny lalàna fanamafisana ny demokrasia ary ny fampiasana ny rariny hahasoa ny vahoaka raha mbola eo ambany fahefana foibe (iray) hatrany ny fijoroan’izy ireny.”

2007-11-07

Nepàla : Momba ny toe-draharaha any Pakistana

Ny blaogy Kathmandu Speaks dia manolotra ny heviny mikasika ny toe-draharaha any Pakistana : « Can democracy really prevent Pakistan from slipping into chaos, anarchy and violence? I really don’t know but I’ve admired Musharraf for bringing Pakistan where it stands now- it’s not so bad! I know people are angry and ...