Minivan News no milaza ilay tanora lahy skoto 15 taona izay nahasakana ny fikasana hamonoana ny filoha Maumoon Abdul Gayoom.
Tantara farany mikasika an'i Maldiva
10/02/2012
Maldives: Voamariky ny Herisetra
Nandray kihon-dalana mahatsiravina ny olana politika ao Maldives tamin'ny Alarobia teo rehefa nodarohan'ny polisy an-kerisetra sy noratrainy ireo mpanohana ny filoha teo aloha, Mohamed Nasheed, teo ampanaovana hetsi-panoherana manohitra ny lazain-dry zareo ho fanonganam-panjakana nahatonga ny fanesorana teo amin'ny fitondrana ny filoha voalohan'ity nosy ity voafidy tamin'ny fomba demaokratika.
31/01/2011
Maldiva: Ho Firaisankina amin'i Ejipta
Ny hetsi-panoherana mitranga any Ejipta dia toy ny ‘herinaratra’ namely ny mponin'ny aterineto tao Maldiva. Ireny fitroarana ireny dia nanana ny dikany manokana mihitsy satria namelona indray ny fahatsiarovana ny hetsi-panoheran'ireo mpandàla ny demaokrasia vao taona vitsy lasa monja izay mba hamerenana ny demaokrasia ao amin'ity tangoro-nosy mitambatra ho firenena iray ao amin'ny Ranomasimbe Indiana ity.
25/03/2009
Maldives : Tandindonin-doza ny fahafahana maneho hevitra
Male, the capital of Maldives. Image by Flickr user mode (http://www.flickr.com/photos/mashafeeg/397839215/) Ny fiandohan'ny volana marsta dia nifankahita tamin'i Frank La Rue mpitondra teny manokan'ny Firenena Mikambana momba ny fahafahana maneho...






























RSS ho an i Maldiva
Karohy Wikipedia ny Maldiva




Rehefa App ny resaka dia fampiasa na fampiharana no tsara iantsoana azy kokoa