Tantara mikasika ny India tamin'ny Desambra, 2012
Miteraka Fitakian-dRariny any Nepal ny Trangam-Panolanana tany Delhi
Tsy nanerana an'i India ihany no niteraka fahatezerana ny tranga-na fanolanana iarahan'ny maro natao fa niteraka fanafintohinana ihany koa tamin'ny firenena manodidina azy tahaka an'i Nepal. Tsy dia misy fahasamihafany amin'ny fiaraha-monina ao Nepal loatra ny fanjakazakan'ny lehilahy any India sy any amin'ny firenena atsimon'i Azia maro raha eo amin'ny resaka...
Tranganà Fanolanana Vehivavy Tao Delhi Nahatezitra Olona Nanerana An'i India
Fanolanana vehivavy 23 taona tao anaty fiara fitateram-bahoaka tany Delhi no niteraka henatra sy fahafaham-baraka ho an'i India. Nahatonga fanontaniana maro teo anatrehan'ny fitandroana ny filaminam-bahoaka ity zava-niseho ity tao amin'ny renivohitra Indiana ary nitsikeràn'ny fiaraha-monina ny resaka mamoa-fady toy ny "fitaovam-pananahana" sy ny fanolanana.
India : Adi-hevitra Manodidina ny Famonoana ho Faty Noho ny Fanolanana
Delhi, sy ny fiantsoana azy mampiahiahy ho ‘renivohitry ny fanolanana’ no nanatri-maso indray ny fanaovana an-keriny vehivavy 23 taona (jereo ny tatitry ny Global Voices), izay niteraka fihetsiketseham-panoherana goavana tao an-drenivohitra sy nanerana ny firenena. Noho ny fahasosorana tamin'ny herisetra farany teo, nitaky ny hahahentitra kokoa ny lalàna sy hanenjanana ny fanasaziana...
Vehivavy Raràna Tsy Hikirakira Finday An-Tanàna Ambanivohitra Indiana
Misy komitin'ny tanànakely Indiana iray any amin'ny fanjakana Bihar no nandrara ny fikirakiran'ny vehivavy ny finday any amin'ny tanàna ambanivohitr'i Sunderbari, tokotokony ho 385 kilometatra (239 maily) atsinanan'i Patna, renivohitr'i Bihar. Mahatratra 104 arivoarivo [tapitrisa] ny mponin'i Bihar, betsaka noho ny isan'ny mponina amin'ny firenena eoropeana tsirairay avy ary mahatratra...
Aostralia: Ny Tenintsika Momba an'i India, Demokrasia Lehibe Indrindra Eran-tany
Hoavy manao ahoana ny an'i India, izay tsy demokrasia lehibe indrindra eran-tany ihany fa hanana mponina betsaka ihany koa atsy ho atsy? Afaka mandray anjara amin'ny adihevitra momba ny Demokrasia lehibe indrindra eran-tany ao amin'ny tambajotra sosialy ao Aostralia, OurSay, ianao. Io no fisantaran'andraikitra nivoaka farany amin'ny demokrasia fampandraisana anjara an-tserasera: Manazava ny...
India: Fanolanana Ao Haryana Niteraka Diabe Ho Fanoherana Ny Herisetra
Tao anatin'ny volana vitsivitsy izay dia nanjary toy ny mahazatra ny naheno resaka fanolanana tao amin'ny fanjakana Indiana ao Haryana. Natao ny diabe naharitra sivy andro hanavatsavana tanàna sy tanandehibe any Haryana antsoina hoe Dalit Mahila Garima Yatra (Diabe ho amin'ny hambom-pom-behivavy Dalit) hihaonana amin'ny niharan'ny fanolanana, manampahefana ary ny fokonolona