· Avrily, 2010

Tantara mikasika ny India tamin'ny Avrily, 2010

India, Pakistan: Misosa ny fakan-tàhaka an'i Sania-Shoaib

  26 Avrily 2010

Misosa ny fakan-tahaka ny fanambadian'i Sania-Shoaib raha toa kosa ka manitatra ny fampahalalam-baovao, hany ka toa mitohy misavoritaka ny mponina an-tapitrisany avy amin’ireo firenena ireo. Raha eo ampikarakarana sy miala ireo sakantsakana amin'ny fanambadiany izy roa, mitohy any rehetra any ny fanakianana mivaivay sy manafintohina.