· Mey, 2008

Tantara mikasika ny India tamin'ny Mey, 2008

India : Ny boky masina Kôran sy ny tafika Amerikana

Indian Muslims Blog [Blaogin'ny Silamo any India] no mitatitra ny nanaovan’ ireto miaramila Amerikana ny boky masina Kôran ho ivon-kendrin'ny tifitra bala any Iraka : On May 9, 2008 American soldiers were practicing target shooting in the police station of Radhwaniya on the western outskirts of Baghdad. They had clearly marked...