· Avrily, 2013

Tantara mikasika ny Bhutan tamin'ny Avrily, 2013

Bhutan Mizotra Ho Any Amin'ny Voajanahary Manontolo

  14 Avrily 2013

Ny Fanjakan'i Bhutan Himalayan, diso fantatra loatra amin'ilay "Gross National Happiness" , na maridrefin'ny hasambarana, nasolony ny hoe Harin-karena Faobe, dia nametraka ho tanjony ny fanatratrarana ny toeran'ny firenena voalohany eto an-tany mitodika manontolo amin'ny voajanahary.