· Avrily, 2012

Tantara mikasika ny Bhutan tamin'ny Avrily, 2012

Azia Atsimo: Isan'Andro Ny Antsika Misy Ora Irain'Ny Tany

  04 Avrily 2012

Hetsika fanentanana manerantany ny Earth Hour izay karakarain'ny World Wide Fund for Nature (WWF) ary isaky ny Asabotsy faran'ny volana Martsa isan-taona no fankalazana izany. Tamin'ity andro ity, niangaviana ireo tokantrano sy orinasa mba hamono ireo jiro izay tsy ilaina mandritra ny adiny iray mba hanaovana fanairana momba ny fiovaovan'ny...