Tantara farany mikasika an'i Bhutan
14/04/2013
Bhutan Mizotra Ho Any Amin'ny Voajanahary Manontolo
Ny Fanjakan'i Bhutan Himalayan, diso fantatra loatra amin'ilay "Gross National Happiness" , na maridrefin'ny hasambarana, nasolony ny hoe Harin-karena Faobe, dia nametraka ho tanjony ny fanatratrarana ny toeran'ny firenena voalohany eto an-tany mitodika manontolo amin'ny voajanahary.
04/04/2012
Azia Atsimo: Isan'Andro Ny Antsika Misy Ora Irain'Ny Tany
Hetsika fanentanana manerantany ny Earth Hour izay karakarain'ny World Wide Fund for Nature (WWF) ary isaky ny Asabotsy faran'ny volana Martsa isan-taona no fankalazana izany. Tamin'ity andro ity, niangaviana ireo...
17/10/2011
Bhutan: Fampakarambadin'ny Mpanjaka Nanome Mpanjakavavy Ho An'ny Firenena
Nahazo fanomezana avy amin'ny mpanjaka ny fanjakana kiritika Himalayana ao Bhutan - ny Mpanjakavavy vaovao, Ashi Jetsun Pema, 21 taona. Nipoapoaka tokoa tao amin'ny Twitter ny fientanentanan-dry zareo Bhutanese ka hatrany anaty Facebook sy ireo sehatry ny fampahalalam-baovao sosialy isankarazany.
24/04/2011
Bhutan: Ny Pretra no nanjary nidiran'andro voalohany noho ny Didy mandrara ny fihinana paraky
Miankina amin'ny hoe ahoana ny fahitanao azy, pretra Bodista no mpandika lalàna voalohany na ny nidiran'andro voalohany amin'ny Didy mandràra ny fihinana paraky any Bhutan izay nanan-kery nanomboka tamin'ny Janoary 2011,ary nogadraina tamin'ny faran'ny volana Janoary raha izy niezaka niditra ny firenena niaraka tamina fonosana paraky fitsako miisa 72 avy any Inde.
17/04/2011
Azia Atsimo: Fanehoan-Kevitra Momba Ny Fandraràna Ny Burqa Ao Frantsa
Ny fandraràna napetraka tsy ela akory izay tao Frantsa momba ny burqa (niqab), voaly mandrakotra ny tava fitondran'ny Silamo, dia niteraka resabe teny anivon'ny tontolon'ny fitorahana bilaogy manerana izao tontolo izao. Tsy manondro mivantana na inona na inona mikasika ny burqa ilay lalàna ary antsoina hoe “lalàna mandràra ny fandrakofana ny tava eny amin'ny toerana iraisam-bahoaka”. Saingy ny fampiharana azy dia miantraika amin'ireo Silamo. Niresaka momba izay olana izay ny maro tamin'ireo mpitoraka bilaogy Aziatika Tatsimo.
27/09/2010
Mpamaham-bolongan'ny Global Voices manatrika ny vovonan'ny Firenena Mikambana momba ny tanjon'ny taonarivo
Four Global Voices bloggers are currently attending the United Nations Summit on the Millennium Development Goals in New York City (September 20-22). In their personal blogs and on Twitter, they are sharing their initial reactions from the Summit.
14/09/2010
Azia Atsimo: Ireo mpitoraka blaogy miresaka ny ‘Andro fandoroana Korany’
Tamin'ny herinandro lasa teo dia nahatonga resabe tany Etazonia sy eran-tany ny pastora Terry Jones noho ny fikasany hanao hetsika fandoroana Korany mba hanamarihana ny tsingerintaonan'ireo fanafihana ny 11 Septambra 2001. Indreto ny resak'ireo mpitoraka blaogy sasany avy any Azia Atsimo.
13/08/2010
Sina: Tantaran'ny “Visa”
Hatraiza fotsiny ny hasarotr'izany, hoy i Chen Zikun mpitoraka blaogy ao amin'ny Sina sady mpanao gazety mahaleo tena ao amin'ny lahatsorany tamin'ny 6 Aogositra, ho an'ireo mpitety tany Sinoa te-haka...
01/01/2010
Tamberina 2009 Azia Atsimo
Nivalona hatreo ny taona 2009 ary izao no fotoana hitodihana izay nitranga tany Azia atsimo. Ao anatin'ny tamberina misy fizarana roa no ijerentsika ireo fotoan-dehibe nanamarika io taona io ho...






























RSS ho an i Bhutan
Karohy Wikipedia ny Bhutan



tena mampijaly vahoaka tokoa ity TGV ity , betsaka @zao no tsy misakafo afatsy...