The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Bangladesh Tahiry Firenena

RSS ho an i Bangladesh

2008-01-31

Bangladesh: Cinema, politika, fahasalamana, saripika ary tantaram-pirenena

Lahatsary: Miezaka mamoaka lahatsary mendrika azon’ny mpianakavy Bangladeshi jerena miaraka ny orinasa Bangladeshi mpamokatra izay antsoina amin’ny anaram-bositra hoe Dhallywood. Saingy noho ny hatsaran’ny sary mivoaka avy any Hollywood sy Bollywood, izay tafiditra tsara anaty tsena Bangladeshi sy ny hamoran’ny kapila mangirana VCD/DVD piraty dia tra-pahasahiranana i Dhallywood nandritra ny folo ...

2008-01-10

Bangladesh : Ezaka fanampiana noho ny rivodoza SidrVideo post

Nandrava an’i Bengladesh ny rivodoza Sidr ny tapaky ny volana Novembra teo, ary na dia nihena be aza ny firesahan’ny fampahalalam-baovao dia mbola mitohy hatrany ny ezaka fanampiana ny traboina. Nandefa lahatsary maromaro tamin’izay niainany avy any Dhaka, Bangladesh ho fandraisany anjara hampitsaharana ny fahantrana. Bangladesh moa no firenena fahafito be ...

2008-01-04

Avia jereo ny poezian’ireo bilaogera vaovao hilazany izay any anatiny any

Ao amin'ny Rising Voices ny lahatsoratra loharano Heverintsika fa samy manana ny endrika sy bika, poezia (avy amin’ny teny grika poiesis, « manangana » na « mamorona ») ao aminy avokoa aloha ny teny tsirairay avy manerantany, hampitany ny tomany, na izany, hilazany fa mifaly na mijaly, ary entina hanambarana ny ...

2007-12-05

Radiosikileta: sady radio no bisikileta

Avy amin’i Juliana Rincon [es] no nahafantaranay ny fisiana bisikileta hafakely miasa ao Caquetá, ao Kolombia.ity : “It seats two and carries with it a complete radio broadcasting system, able to send out Wi-max signals and be heard not only through the Andaquí Community Radio, but live through Internet as well“. “iasan’olon-droa ...

2007-10-15

bengladesh: Mandà ny hamantarana azy ireo ny Mpibilaogy

Fanadihadiana manokana avy amin’ny E-Bangladesh izay namoaka naoty avy amin’ny (Vaomiera Mpandrindra ny Fifandraisandavitra Bengalia) Bangladesh Telecommunication Regulatory Commission (BTRC) izay nampahafantatra amin’ny Internet Service Providers (ISP) 72 na orinasam-pividianana fanovozan-tserasera 72 ao Bengladesh mba hanome ny anaran’ny mpanjifa tsirairay sy hilaza amin’ny antsipirihany izay notovoziny rehetra.  Nampahafantatra ary ny E-Bangladesh ...