· Septambra, 2012

Tantara mikasika ny Bangladesh tamin'ny Septambra, 2012

Bangladesh: Takela-dokambarotra Ratsy Sady Mahafaty ao Dhaka

  14 Septambra 2012

Mponina eo amin’ny 13 tapitrisa eo no monina ao Dhaka, renivohitr'i Bangladesh. Manana hakitroky ny mponina eo ho eo  amin’ny 28000 isaky ny kilometra tsimivadimandry. Rivotra maloto, rano maloto, fitohanan’ny fiara no fihantsiana hatrehin’izy ireo isan’andro. Araka ny tatitra avy amin’ny “Environmental Performance Index 2012” (Famantarana ny Fivoaran’ny Tontolo Iainana),...