· Septambra, 2011

Tantara mikasika ny Bangladesh tamin'ny Septambra, 2011

Bangladesh : Ny Adihevitra Momba Ny Sata Ao Amin'ny Facebook

  19 Septambra 2011

Facebook dia manomboka ho filazam-baovao ara-tsosialy fanta-daza ao Bangladesh toy ny any amin'izao tontolo izao, kanefa ny satanao ao amin'ny Facebook dia mety hitera-doza ihany indraindray. Nisy ny fanapahan-kevitra noraisin'ny fitsarana nampiharina tamin'ilay mpampianatra mipetraka any ivelany, izany no vokatry ny sata napetrany tao amin'ny Facebook.