· Janoary, 2009

Tantara mikasika ny Bangladesh tamin'ny Janoary, 2009

Bangladesh: Fahanam-bolongana tsikelikely ny fifidianana

  06 Janoary 2009

Ao anatin'ny ora vitsivitsy (29 desambra) dia hifidy ny antenimiera fahasiviny ny Bengalis miisa 81 arivoarivo (51% n'ireo ny vehivavy). Kihondalana lehibe eto amin'ny firenena ity fifidianana ity fa haverina indray ny demaokrasia rehefa nitondra azy tao anatin'ny hamehana nandritra ny tetezamita roa taona ny hery mitam-piadiana [miaramila]. Efa niresadresaka...