· Septambra, 2008

Tantara mikasika ny Bangladesh tamin'ny Septambra, 2008

Bengladesh: Nananga-jaza tamin'ny fomba tsy ara-dalàna ve McCain?

  21 Septambra 2008

Shada Kalo bolongana no manontany sao dia tsy ara-dalàna ny fananganan-jaza nataon'ilay mirotsaka hofidiana ho filohan'i Etazonia i John McCain sy i Cindy McCain tamin'ny zanany vavy bangla antsoiny hoe Bridget satriamanko araka ny lalàna bangla dia ‘tsy misy vahiny mahazo manangana zaza bangla ho zanany’.