· Aogositra, 2008

Tantara mikasika ny Bangladesh tamin'ny Aogositra, 2008

Arabia Saodita : Fanandevozana ao amin'ny helodrano Persika

  13 Aogositra 2008

Tapa-bolana lasa izay dia nanao fitokonana sy fenehoan-kery ireo tera-tany Bangladeshy miasa ao Koety noho ny fahakelezan’ny karama omena azy ireo sy ny faharatsian’ny lalana mifehy ny asany. Taorian’io fitokonana io dia mahery ny 200 ny mpiasa noroahina tamin'ny asany. Ny hevitry ny mpitoraka blaogy Saodiana roa mikasika ny endriky...