· Mey, 2008

Tantara mikasika ny Bangladesh tamin'ny Mey, 2008

Bahrain : “Fahirano” atao ireo teratany Bangladeshy

  28 Mey 2008

Taorian'ny nitrangan'ny loza andro vitsy izay, izay namonoan'olona ity teratany Bahrainy iray nohon'ny fandavany handoa ireo fanampin-karama 500 fils (1.3 USD) izay notakian'ity Mekanisiana teratany Bangladeshy iray tamin'ny asa notanterahiny, dia nahanton'ny fanjakan'i Bahrain ny fanomezana fahazahoan-dalàna miasa hoan'ny teratany Bangladeshy rehetra. Misy aza vondrona Solombavam-bahoaka izay miketrika ny hanolorana...

Bangladesh: Mahatsiaro ny Voalohan'ny volana Mey ny Blaogy Bangla

  09 Mey 2008

Tamin'ity herinandro ity, ny blogy Bangla eran-tany dia niraondraona tamin'ny andrana sy fandalinana manodidina ny 1 Mey, ankalazaina eran-tany ho toy ny andron'ny mpiasa eran'izao tontolo izao sy andron'ny asa. Be ny fahadisoam-panantenana teny anivon'ireo mpitoraka blaogy izay nanindry fa angamba efa very, navalon'ny fotoana, ny foto-kevitra marina nijoroan'ity andro...