Tantara farany mikasika an'i Fiji
03/09/2012
Lalao ‘Paralympiques’ : Lasa izao !
Hatramin'ny 29 Aogositra ary hatramin'ny 12 Septambra, atleta 4.200 avy aminà firenena 166 no mandray anjara amin'ny andiany faha-14 amin'ny lalao 'paralympiques' ao Londona ary hifanandrina anaty taranja roapolo. Tantara miavaka amin'ny mahazatra no zarain'i Anna Guèye.
24/11/2010
Fiji: Inona no tian'ny fanjakana atao amin'ny Rano FIJI?
Marika iray anisan'ny manankarena indrinda manerantany ny Rano Fiji, zava-pisotro lafo anaty tavoahangy. Mila ny sombontsombin'izany ve ny fitondrana miaramila Fijiana?
26/05/2009
Fiji: Fanehoan-kevitra manoloana ny fisamborana ireo nahiahiana ho mpitoraka bilaogy
Notaterina teto amin'ny Global Voices vao tsy ela akory izay fa notazonin'ny polisy ireo solosaina findain'ireo olona telo nahiahiana ho mpitoraka bilaogy ao amin'ny vohikala Raw Fiji News manohitra ny...
22/05/2009
Fiji: noraofin'ny polisy ny solosaina findain'ny ahiahiana ho mpamaham-bolongana
Notazonin'ny polisy ao Fiji ny mpisolovava telo ao an-toerana ary noraofiny ihany koa ny solosaina findain'izy ireo, satria heverina fa manana fifandraisana amina bolongana manohitra ny governemanta izy ireo. Notazonina...
16/01/2009
Tondra-drano any Fiji : “Safotra ny tanàna”
Nanomboka avy ny orana tany Fiji ny alarobia 7 janoary ary tsy nijanona izany raha tsy tafahoatra ny herinandro. Izay no izy – ary tsy mbola milamina izahay — olona...
29/12/2008
Fiji sy New Zealand miditra amina ‘famonoan-tena ara-diplaomatika’
Mihenjana ny tady eo amin'ny fifandraisan'i Fiji sy New Zealand nanomboka ny Talata teo raha samy nandroaka ireo Lehiben'ny diploamaty niasa tany aminy avy ny roa tonta. Tanaty vàlan-dresaka ho...
13/08/2008
Fiji: Mamely mafy ilay “fananganana Fiji tsara kokoa” ireo mpitoraka blaogy
Komity iray najoron'ny governemantan'i Fiji no nandroso vinavina misy teboka 11 ho fanampiny ao amin'ny Lalampanorenan'ity nosy ao amin'ny Ranomasimbe Pasifika ity sy “hananganana firenena iray tsy misy fanavahana ara-poko,...






























RSS ho an i Fiji
Karohy Wikipedia ny Fiji




Rehefa App ny resaka dia fampiasa na fampiharana no tsara iantsoana azy kokoa