· Septambra, 2008

Tantara mikasika ny Aostralia tamin'ny Septambra, 2008

Saribakoly avy amin'izao tontolo izao

  05 Septambra 2008

Mpamaham-bolongana Aositraliana  Ange, avy ao amin'ny Hegab-Rehab, no manoratra momba ny saribakoly vitsivitsy voangona avy amin'ny lafy valon'izao tontolo izao, misy saribakoly Miozolomana amin'izy ireo ary ny hafa kosa mifototra amin'ny fiaviana (foko) tsotra fotsiny.