The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Australia Sokajy ara-tany

RSS ho an ny Australia

2008-05-18

Australia,
Iran

Niteny i Anthony Lowenstein fa “eo ampakana hevitra” hahazoana mitory ny filoha Iraniana Mahmoud Ahmadinejad ankehitriny ny lehiben'ny fampanoavana Robert McClelland,ao Aostralia, noho ny resany mikasika ny “fandravana” an'Isiraely. Mizara ny heviny mikasika izany tantara izany i Anthony.

2008-01-25

Australia

Ny mpamaham-bolongana ao amin'ny Dipping into the Blogpond no nanangona sy nandahatra ny lisitry ny bolongana Aostraliana 100 voalohany araka ny fandaharan'ny Bolongana Alexa sy ny Technorati azy. (hita tamin'ny alalan'ny Endverse) Sambany vao nisy resaka tany teto an! Raha manindry ao ianao dia samy misy ny fandaharana araka ny isan'ny rohy amin'ny samy ao an-toerana, ny rohy ataon'ny manerantany amin'ny vohikala iray ka ireo no kajikajiana avy eo nahatonga io filaharana io.

2007-11-02

Jordania : Bilaogera Aostraliana mahatratra 108 taona

Nisarika ny saintsika rehetra ny i Ola Eliwat avy any Jordania mba hamantatra fa mbola mampiditra bolongana (mibilaogy) ihany ny Olive Riley (izay vehivavy tompoko!) avy any Aostralia na dia efa mahatratra 108 be izao aza ny taonany! Tsy mampino ny maheno izany taona izany! Ary ianao io moa mba ...

2007-10-09

Ireo Hevitra niposaka nanerana izao tontolo izao tamin'ny famoahana ny fanambaran'ny firenena mikambana ny zon'ny vahoaka indizeny.

Ny vahoaka Indizeny, miisa 370.000.000 manerantany, no mora andairam-pahavoazana sy voatositosiky ny hafa indrindra.[Raha ny eto Madagasikara no resahina dia tafiditra ao anatin’ity sokajy ity ny Mikea any atsimo andrefana ary raha ny heverina ho malaza indrindra indray aty Afrika atsimon’I Sahara no resahina dia ny Bushmen no tafiditra]. 22 taona ...