Nanoratra mikasika ny maha-zava-dehibe ny firotsahan’i Etazonia an-tsehatra any Mali tao anatin’ny lahatsoratra nivoaka tao amin’ny NY Times i Oumou Sall Seck, ben’ny tanànan’i Goundam, ao avaratr’i Mali.
Tohiny »Tantara misongadina mikasika an'i Etazonia
Vehivavy Afro-breziliana, Ngita Volo Sy Fahatsiarovantena Mainty

“Afaka asarakorako ny volo rehefa handeha hianatra, saingy tsy tiako. Satria lasa maina ary manjary ratsy tarehy be. Ratsy be ny voloko”. Ankizivavy kely no nilaza toy izay...
-
Teknolojia Iray, Fahalalahana Samihafa: Ny Fomba Ahafahan'ny Lalàna Mikasika Ny Copyright Ao Etazonia Mametra Ny Fampiasàna Ireo Fitaovana Mandehandeha
14/11/2012
-
Ainga Vaovao Ho An'i Barack Obama Any Afrika ?
08/11/2012
-
Fomba Fijery Afrikana Mikasika ny Fifidianana Amerikana 2012
05/11/2012
-
Sodàna: Noràrana ny YouTube Taorian'Ny Fandoroana Ny Ambasady Alemana
22/09/2012
-
Tontolo Arabo: Tohina Tamin'ny Famonoana Ny Ambasadaoro Amerikana Tao Benghazi
15/09/2012
Tantara farany mikasika an'i Etazonia
16/05/2013
Kabarim-Panomezan-Diplaoma Nataon'i Obama Niteraka Adi-Hevitra Any Shina: Inona Ny Mahaolom-Pirenena?
Tamin'ny herinandro teo, nisy kabarin'ny filohan'i Etazonia Barack Obama momba ny lanjan'ny mahaolom-pirenena mandray andraikitra nanakoako tany amin'ny tambajotra sosialy shinoa.
12/05/2013
Mba Ho Heno Amin'ny aterineto: Thor, Ireo Mpanao Sangy Ratsy Ary Ireo Mpikatroka Mafàna Fo Amin'ny Fampahalalam-baovao
Ireo mpisera anaty aterineto, ireo mpanaitra, ireo mpanao gazety, ireo mpijirika tsy ara-dalàna ary ireo mpanao sangy ratsy dia namorona ny tontolo virtoaly vokatry ny fakàna sary an-tsaina ifotony tety amin'ny aterineto, izay mitarika antsika - mba hamerina indray ny filazan'i Michel Maffesoli - ao anatin'ny "fahaterahana vaovao mifototra amin'ny anganongano"
16/04/2013
Hetsi-panoherana Sy “Faritra Mamanàla” Ny Tao Brooklyn Taorian'ny Namonoana An'i Kimani Gray
Maty teny am-pelatanan'ny polisy roa tao an-tanànan'i New York i Kimani Gray, tovolahy amerikana 16 taona manam-pihaviana Afrikana, tamin'ny Sabotsy 16 Martsa. Nisy korontana tao nandritra ny efatra andro nisesy tao Brooklyn ary nambaran'ny polisy fa "faritra mamanàla" ireo tany amin'ity faritra manodidina an'i New York ity. Niparitaka be teny anivon'ny tambajotra sosialy ny vaovao mikasika ity zava-doza ity noho ny tsy fahampian'ny tatitra avy amin'ireo fampahalalam-baovao mahazatra.
08/04/2013
Mampihomehy Ireo Arabo Ny Fandrahonana Nokleary Ataon'ny Korea Avaratra
Nampihomehy Arabo maro mpampiasa aterineto ny fandrahonan'ny Korea Avaratra ny hanafika ireo toby miaramila amerikana, anisan'izany ireo mitoby any Amerika.
Fahatsiarovana ny Fahafolo Taonan'ny Ady Tany Iraka
Tamin'ny herinandro lasa teo no nanamarihana ny fahafolo taona nanambaran'ny fitondrana George W. Bush ny ady tany Iraka, ampahany amin'ny ady ataony amin'ny asa fampihorohorona. Naneho ny heviny ny mpiserasera amin'ny aterineto any Amerika.
30/12/2012
26/12/2012
Iraniana-Amerikana Mitady Olona Be Herim-po Hanavotra Aina
Mitady olona be herim-po ny mpiserasera Iraniana. Tsy ho amin'ny revolisiona na ady, fa mba hanavotr'aina. Nasim, tanora vehivavy Iraniana avy ao Avaratr'i Kalifornia no mila taova tsokan-taolana (moelle osseuse)...
25/12/2012
Aostralia: Fonon-tsigara Voalohany Erantany Tsotra Misy Hafatra Mazava – Tsy Misy Mari-Pamantarana
Australia’s new plain cigarette packaging law, which began on December 1, 2012, was greeted with pleasure by most onliners. An-kafaliana no nandraisan'ny ankamaroan'ireo mpiserasera ny lalàna vao nivoaka tany Aostralia mikasika ny fonon-tsigara, izay nanomboka ny 1 Desambra 2012. Mandritra izany, ireo Indostria mpanodina sigara dia nihazona mafy fa io fonosana tsy misy loko io dia hampirongatra ny varo-maizina sy ny halatra. .
09/12/2012
Ady Amin'ny Fanondranana Olona Ao Etazonia
[Amin'ny teny anglisy avokoa ny rohy rehetra] Noho izy anisan'ny hetsika nasionaly “Miaraka isika Rehetra“, izay najoron'ny National Domestic Workers Alliance (Firaisankinan'ny Mpiasa An-trano Manerana ny Firenena), sy ny Dinika Nasionalin'ny...






























RSS ho an i Etazonia
Karohy Wikipedia ny Etazonia











Rehefa App ny resaka dia fampiasa na fampiharana no tsara iantsoana azy kokoa