Tantara mikasika ny Amerika Avaratra tamin'ny Febroary, 2011
Kiobà: Inona no nambaran'ny telegrama tao La Havane
Amin'ity fizarana farany momba ny WikiLeaks sy i Kioba ity ny mpanoratra Elaine Díaz no mamahavaha ny votoatin'ny voasoratra amin'ny telegrama diplomatika miompana amin'ny fanoherana Kiobana sy ny asan'ny mpamaham-bolongana.
Libya: Niteny i Obama, antso tao amin'ny Tweeps
Ity lahatsoratra ity dia fitantarana manokana ataonay momba ny Fihetseham-bahoaka 2011 Lybia. Nivoaka tamin'ny fahanginany ny filoha Amerikana Barack Obama noho ny zava miseho ao Libya, nisy ny kabary nataony tao amin'ny Trano Fotsy [Maison Blanche] ny zoma , saingy tsy dia nahafa-po an'ireo izay nihaino Twitter ny hafatra nataony,...
Fahalalahana miteny eny amin'ny toeram-pianarana ambony: Voakiana ny Politikan'ny Anjerimanontolon'i Massachusetts
Zavatra iray saropady ny resaka fahalalaham-pitenenana eny amin'ny toeram-pianarana any Etazonia, ary lahatsoratra iray ao amin'ny Huffington Post no namerina indray mandeha indray ny adihevitra mikasika izany. Tamin'ny 2009, niresaka isika momba ny Anjerimanontolo Butler sy ny fomba nikirakirany ny tsikera avy amina mpianatra iray mpitoraka bilaogy, Jess Zimmerman. Ankehitriny...