· Novambra, 2010

Tantara mikasika ny Amerika Avaratra tamin'ny Novambra, 2010

Makedonia: Nampifantoka ny maso teto amin'ny aterineto ny TEDxSkopje

  05 Novambra 2010

Ny mpandray anjara niresaka momba ny lanonana TEDx tao Makedonia dia nihevitra azy avokoa ho fahombiazana tanteraka. Nahafahana niresaka tamin-kahalalahana sy nampisy aingam-panahy farafaharatsiny tamin'ny olona zato nandray anjara ho amin'ny fiovana tsara (miabo) ity valandresaka mahaleo tena kononina araka ny fanaon'ny fikambanana amerikana tsy miankina sy tsy mitady tombontsoa...