· Marsa, 2013

Tantara mikasika ny Yemen tamin'ny Marsa, 2013

Yemen: 18 Marsa, Fifampiresahana Nasionaly Omem-Pahamendrehana?

  22 Marsa 2013

Miraikitra ho tantaran'i Yemen tahaka ny andron'ny Fahamendrehana ny andron'ny 18 Martsa. Tamin'ny 18 Martsa 2011, olona 56 no namoy ny ainy vokatry ny tifitra nataon'ireo jiolahin'ny filoha teo aloha Ali Abdullah Saleh sy ny mpitandro ny filaminana nanao fanamiana sivily ary maherin'ny 100 kosa ireo naratra taorian'ny vavaka Zoma, izay nanjary...

Rà Mandriaka Sy Bala no Miteny Irery Mialoha Ny Fihaonambem-Pirenena ao Yemen

  04 Marsa 2013

Nizaka ny vokatry ny fitsidihana tara loatra tao Aden ny filohan'ny Yemenita Abdrabuh Mansur Hadi tamin'ny Alahady hariva 24 Febroary, taorian'ny efatra andro nisian'ny fifandonana mihoson-drà mbola mitohy ankehitriny, izay niseho teo amin'ny polisy sy ireo mpanao fihetsiketsehana mpanohana ny fahaleovantena tamin'ny [Alakamisy 21 Febroary] izay nahatonga aina nafoy sy...