· Oktobra, 2012

Tantara mikasika ny Yemen tamin'ny Oktobra, 2012

Yemen: Ny Kabarin'ny Filoha

  13 Oktobra 2012

Yemenita maro no nanantena handre kabary tsara avy amin'ny filoha "voafidiny" hanasongadina ny zavatra ilain'ny mponina, ny ara-toe-karena sy ara-politika any Yemen ary ny zava-tsarotra izay atrehan'ny firenena amin'izao fotoana izao. Ny zavatra farany izay nandrasan-dry zareo nandritra ny famangiana nataony tany Amerika dia ny fanindrahindrana ireo drone Amerikana.