· Desambra, 2011

Tantara mikasika ny Yemen tamin'ny Desambra, 2011

Tontolo Arabo: Arahabaina i Tonizia!

  16 Desambra 2011

Ilay mpitolona ho an'ny zon'olombelona, Moncef Marzoiki, 66 taona, no voafidy ho filoha vonjimaika hitantana an'i Tonizia nanomboka ny 13 desambra. Mpanohitra izy ary nogadraina sy natao sesintany nandritra ny fitondran'ny filoha teo aloha Zeine El Abidine Ben Ali, hitondra an'i Tonizia izy mandram-pandrafitra ny lalàm-panorenana vaovao, sy ny fifidianana...