· Jona, 2008

Tantara mikasika ny Yemen tamin'ny Jona, 2008

Yemen: Diana dinôzôro hita tany akaikin'i Sana'a

  06 Jona 2008

“Tsy mbola nahitana diana dinôzôro mihitsy hatramin'izay tamin'iny Oalan'ny persika iny; saingy tany amin'ny 30km monja avy eo Sana'a, renivohitry Yemen, no nasehon'ny sisan-taolana, ny dia lalina tavela tamin'ny tany, ny dia-na andiana dinôzôro — sauropods – tokony ho 150 000 000 taona eo ho eo,” hoy ny tatitry Omar...