The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Yemen Sokajy ara-tany

RSS ho an ny Yemen

2008-06-06

Environment ,
History

“Tsy mbola nahitana diana dinôzôro mihitsy hatramin'izay tamin'iny Oalan'ny persika iny; saingy tany amin'ny 30km monja avy eo Sana'a, renivohitry Yemen, no nasehon'ny sisan-taolana, ny dia lalina tavela tamin'ny tany, ny dia-na andiana dinôzôro — sauropods - tokony ho 150 000 000 taona eo ho eo,” hoy ny tatitry Omar Barsawad avy any Yemen.

2008-04-20

SIDA – Zava-pady sy mahamenatra ho an’i Arabo

Ny SIDA, syndrome immunodéficitaire acquis mahafaty, dia tsy firesaka any amin'ny tontolo Arabo. Saika ity teny mampivarahontsana ity anefa no novoizin'ireo blaogy maro tamin'ity herinandro ity – avy any Jordana, Iraka, Palestina, Bahran sy Yemena. Hareega, jordaniana mpitoraka blaogy, izay mpitsabo no anton'asany, dia mitatitra 'resaka manafintohina nifanaovany tamin'olom-pantany iray momba ...

2008-03-20

Gender ,
Human Rights

Omar Barsawad no miady hevitra momba ny herisetra sy ny fihoara-pahefana mianjady amin'ny vehivavy any yemen ka manontany hoe:”Efa nitsidika namana sy namangy havana tany amin'ny faritry Yemen hafa aho - fa tsy nahita na nahamarika izany fihoara-pahefana manjaka tantarain'ny lahatsoratra maro izany. …Dia manontany aho hoe faritra aiza eto yemen ary izany lazain'ny lahatsoratra izany?