The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

United Arab Emirates Tahiry Firenena

RSS ho an i United Arab Emirates

2008-01-31

Roandà : Fahatongavan'ny orinasa mpikirakira vola avy any Dobay

Fodé-Moussa Keita no mitatitra ao amin'ny Addax ny fikasan'ny orinasa mpikirakira vola avy any Dobay ny hampiasa vola mitetina 230 tapitrisa Dôlara [$] anivon'ny orinasan'ny fizahantany sy serasera any Roandà : Istithmar Real Estate est une entreprise qui vaut environ 6 milliards de dollars US et qui privilégie les investissements dans ...

2008-01-17

Fifandraisana iraisam-pirenena

Seabee avy ao Dubai, Emirà Arabo Mitambatra, no tezitra amin'ny nanakatonana ny Emirà mandritra ny tontolo andro itsidihan'ny filoha Amerikana George W Bush any. Ny tena nahatezitra azy dia faritry ny tsenambarotra maro (izany hoe mikatona ho azy ny tsena) no tena iharan'ity fanakatonana ity.

2007-11-22

Emirà Arabo Mitambatra : Fisondrotan-karama 70%

Ny mpiblaogy Bo7amo0od [Arabo] monina any Kaoeta [Koweit | Kuwait] dia mampita ny fanapahan-kevitr'ireo Emirà Arabo Mitambatra ny hanondrotra 70% ny karaman'ireo mpiasam-panjakana manomboka amin'ny taona ho avy. Amira Al Hussaini

2007-11-10

Emirà Arabo Mitambatra: Omeo Rariny Alexandre

Iniana ampanginina sy afenina amin’ny pelipeli-pijerin’ny gazety eo an-toerana sy iraisampirenena amin’ny ankapobeny ny resaka fanolanana any amin’ny firenena Arabo. Fa nisy raharaha vao haingana izay nataon’ny famoaham-baovao iraisampirenena matoandahatsoratra no nihanahazo vahana tao amin’ny tontolombolongan’ny Emira Arabo Mitambatra. Tantara mampahonena no nahazo ity zazalahy Frantsay, antsoina hoe Alexandre Robert, 15 taona ...

2007-11-07

Emirà Arabo Mitambatra : Nilatsaka ny orana tany Dobay !Sary post

Ny mpiblaogy Seabee izay monina any Dobay dia tsindrian-daona be ihany mitatitra sy mametraka sary satria nilatsaka ny orana [erikerika] tany Dobay : « I can't remember the last time we had rain - sometime last winter obviously - but we had a little bit today.  » « Tsy tsaroako intsony izay fotoana farany ...