· Desambra, 2012

Tantara mikasika ny Emirà Arabo Mitambatra tamin'ny Desambra, 2012

Andron'ny Zon'Olombelona Ao Emirà Arabo Mitambatra

GV Mpisolovava  16 Desambra 2012

Olona an-tapitrisany no mankalaza ny Andro Iraisam-pirenena ho an'ny Zon'olombelona ka mitaky ny fanafoanana ny fanitsakitsahana ny zon'olombelona misy ankehitriny manerana ny toerana marobe, tsy mba afaka mizaka ny zony momba ny fahalalaham-pitenenana sy ny famoriam-bahoaka ireo mpikatroka ao Emirà Arabo Mitambatra (eny fa na dia mikarakara fihetsiketsehana aza na manoratra...