· Oktobra, 2011

Tantara mikasika ny Emirà Arabo Mitambatra tamin'ny Oktobra, 2011

Tontolo Arabo: Mandria Am-piadanana Steve Jobs

  07 Oktobra 2011

Misaona ny tontolo Arabo noho ny fahafatesan'i Steve Jobs , mpitarika manana vina ao amin'ny orinasa Apple. Mameno ny valantserasera ny Fanomezam-boninahitra azy ary taitra tamin'ny torimasony ny mpiserasera raha nandre ny vaovao. Avy any Arabia Saodita, Aziz Shalan ni-tweet hoe: شكراً ستيف، ماقدمتة لنا ليس منتجات ربحية، بل فرصة لتغير...