Tantara mikasika ny Emirà Arabo Mitambatra tamin'ny Aogositra, 2011
Tontolo Arabo: Mijery an'i Londres “May” Amin'ny Valantserasera
Mizara ny heviny mahakasika ilay fandrobana misy ankehitriny ao Grande Bretagne ireo mpisiokantserasera Arabo, fandrobana izay nanomboka telo andro lasa izay taorian'ny namonoan'ny polisy ilay tovolahy 29 taona Mark Duggan tao Tottenham, avaratr'i Londre. Maro ireo tsy nankasitraka ny mpandroba sy ny fanimban-javatra nataon'izy ireo, izay nahahenika ny faritra maro...