Tantara misongadina mikasika an'i Emirà Arabo Mitambatra
Emira Arabo Mitambatra: Mafana Fo Iray Voasambotra Noho Ireo Bitsiny
Niaraka tamin'ny fahaterahan'ny Lohataona Arabo, toa menatry ny feo rehetra izay mitaky ny fanovana sy fanavaozana ireo manam-pahefana any Emirà Arabo Mitambatra. Ny fanombohan'izany dia tamin'ny fisamborana tsy an-drariny ireo mafana fo dimy noho ny fanasoniavan'izy ireo fanangonan-tsonia tao amin'ny aterineto
Tontolo Arabo: Mandria am-piadanana Whitney Houston

Niara ory tamin'izao tontolo izao ny Arabo tamin'ny fahafatesan'ilay mpanankato tsara feo Whitney Houston, izay hita faty tao amin'ny trano fandraisam-bahiny nipetrahany tao Beverly Hilton Hotel, 48 taona...
-
Tontolo Arabo: Mahatsiaro ny 11 Septambra
12/09/2011
-
Tontolo Arabo: Tazon'ny Fampakarambadin'ny Mpanjaka No Rivotra Iainana
29/04/2011
-
Nobodoina nymasoivoho Libyana ao Dubai ary nesorina ny saina!
24/02/2011
-
Fanivànana tranonkala any Afovoany Atsinanana ampiasàna ny Bing, loha-milina mpikaroka an'ny Microsoft 27/07/2010
-
Dubai: Fahatsiarovana ny mpitoraka blaogy Iraniana Omid Reza Mirsayafi
23/03/2010
Tantara farany mikasika an'i Emirà Arabo Mitambatra
08/03/2013
Dima Al Khatib Mahatsiaro an'i Hugo Chavez
Ny sasany tia azy, ny hafa mankahala azy, saingy mitana anjara toerana manokana ao amin'ny fon'ilay mpanao gazety Arabo Dima Al Khatib ny filoha Venezoelana farany Hugo Chavez. Amin'ny maha-lehiben'ny Al...
16/12/2012
Andron'ny Zon'Olombelona Ao Emirà Arabo Mitambatra

Olona an-tapitrisany no mankalaza ny Andro Iraisam-pirenena ho an'ny Zon'olombelona ka mitaky ny fanafoanana ny fanitsakitsahana ny zon'olombelona misy ankehitriny manerana ny toerana marobe, tsy mba afaka mizaka ny zony...
08/09/2012
Libanona: Ny Fizahan-Tany No Mandoa Be
Ny korontana politika vao haingana tany an-toerana sy ny fakàna olona an-keriny any Libanona no mampandositra ny mpizaha tany, indrindra ireo avy any Golfa. Naneho hevitra ny amin'ny fivoaran-draharaha ireo mpiserasera amin'ny aterineto
07/08/2012
Ejipta: Ahmed Shafik Mandà Ny Fanendrena Avy Any UAE, Ao Amin'ny Twitter
Nirotsaka nampiasa ny Twitter i Ahmed Shafik, Praiminisitra Ejiptiana teo aloha mba hanehoany hevitra momba izay heveriny ho 'tsaho' mikasika ny fanendrena azy ho mpanolotsain'ny Filohan'ny Emira Arabo Mitambatra. Maro ireo mpikirakira aterineto no nibitsika sy namerina nandefa ny bitsika momba ilay tantara vaovao nilaza ny fanendrena an'i Shafik. Shafik, izay Praiminisitry ny Filoha Ejiptiana teo aloha Hosni Mubarak, dia niasa teo anelanelan'ny 31 Janoary 2011, sy 3 Martsa 2011, tena tao anatin'ny Revolisiona Ejiptiana mihitsy. Efa isan'ny mpifaninana ho filoha Ejiptiana ihany koa izy teo aloha.
14/07/2012
Emirà Arabo Mitambatra : Fahatezerana noho ilay Fampisehoan'i Madonna Tao Risqué
Nanomboka ny fitetezam-paritra tany Afovoany tsinanana sy Afrika Avaratra tamin'ny 1 Jona IiMadonna ka nanatanteraka ny fampisehoany voalohany tao Abu Dhabi, Emirà Arabo Mitambatra, ny 3 sy 4 Jona. Niteraka fifandirana ny...
18/05/2012
Niteraka Ahiahy Ny Tolo-kevitra Hananganana Fiombonamben'ireo Firenena Arabo Ao Amin'ny Golfa
Nifanakalo hevitra ireo governemanta ao amin'ny Golfa ny amin'ny hamadihana ny Filan-kevitry ny Fiarahan-miasan'ny Golfa amin'izao fotoan ho toy ny an'ny Fiombonambe Eoropeana. Eritreritra fanovana miainga aoa anaty rivotry ny fisalasalàna sy mafanafana naterak'ireo fitroarany Arabo sy ny fitomboan'ny dindo avy ao Iran. Ho toy ny dingana voalohany, dia i Arabia Saodita sy Bahrain no mety hikatsaka fitambarana mafimafy kokoa.
22/03/2012
Tontolo Arabo: Mitodika Any Amin'ny Twitter Mitaraina Noho Ny Vovoka
Namely ny faritry ny Helodrano ny tadiom-pasika, ka nanelingelina ny fifamoivoizana an'habakabaka tany Yemen, sy nampikatona ny sekoly tany Arabia Saodita. Nitodika tany amin'ny Twitter ny mpiserasera avy any Yemen, Arabia Saodita, Emirà Arabo Mitambatra ary Katàra raha nitaraina.
28/11/2011
Emira Arabo Mitambatra: Nantsoina Hatao Fanadihadiana Ilay Vehivavy Mpampiasa Twitter Atao hoe Rowda Hamed
Vehivavy iray mpampiasa Twitter, antsoina hoe Rowda Hamed (@Rowda_Hamed), avy ao amin'ny Emira Arabo Mitambatra no nibitsika ka nilaza fa nahazo fiantsoana hatao fanadihadiana. Izy no iray amin'ireo mpampiasa Twitter vitsivitsy avy ao amin'ny Emira Arabo Mitambatra mpanohana ireo mafàna fo miisa dimy izay voafonja ary nanao fitokonana tsy hihinan-kanina vao tsy ela akory izay. Indreto ny hetsika tao amin'ny Twitter momba ny fantsoana azy.
16/08/2011
Tontolo Arabo: Mijery an'i Londres “May” Amin'ny Valantserasera
Mizara ny heviny mahakasika ilay fandrobana misy ankehitriny ao Grande Bretagne ireo mpisiokantserasera Arabo, fandrobana izay nanomboka telo andro lasa izay taorian'ny namonoan'ny polisy ilay tovolahy 29 taona Mark Duggan...
13/05/2011
Tontolo Arabo: Handray an'i Maraoka sy Jordania Ny Vondron'ny Fitondram-panjaka Arabo
Tamin'ny voalohany nihevitra ny tsirairay fa vazivazy na tsahotsaho ihany ny tao amin'ny Twitter. Taty aoriana, fantatr'ireo mpiserasera fa zavamisy marina tokoa fa tsy tsaho na vazivazy ka nampitokelaka ireo...






























RSS ho an i Emirà Arabo Mitambatra
Karohy Wikipedia ny Emirà Arabo Mitambatra








Rehefa App ny resaka dia fampiasa na fampiharana no tsara iantsoana azy kokoa