· Jolay, 2008

Tantara mikasika ny Tonizia tamin'ny Jolay, 2008

Tonizìa : Ny silamo rehefa mamonjy fiara-manidina

  04 Jolay 2008

Mizara ny tantara mahatsiravina nahazo azy i Tunisianbelle, ny nisavana azy sy ny nandrovitana ny akanjony, ary niafara tamin'ny fahatarany tamin'ny fiara-madinina novonjeny … izany rehetra izany noho ny fomba fiakanjony fotsiny.