· Janoary, 2008

Tantara mikasika ny Tonizia tamin'ny Janoary, 2008

Tonizia: Ny finoan'i Obama

  30 Janoary 2008

“Tokony hanahy ve aho amin'ny fanaovana ny Islam ho toy ny zavatra mampandositra ny olona? Tsy maintsy hieritreritra ve aho fa mety hahatonga ny olona ho azo fidîna na tsia ny fivavahana arahina olona iray?” hoy ny nosoratan'i Subzero Blue avy any Tonizia, rehefa avy namaky ny voasoratry ny  senatera Barack...