· Novambra, 2007

Tantara mikasika ny Tonizia tamin'ny Novambra, 2007

Ezypta : Hanatrika ny fihaonamben’ny tanora Arabo ny mpibilaogy.

  07 Novambra 2007

Araka ny notaterin’ny mpampidi-bolongana Toniziana Amin dia ekena ho vondrona iray afaka manatrika ny Fihaonamben’ny Tanora Arabo Voalohany hotontosaina any Egypta ny 19 ka hatramin’ny 22 novambra ho avy izao ny mpampidi-bolongana (mpibilaogy ho an’izay mety tsy mahazo). « Efa hikarakara ny kenokenona omanina (fanazavana, trakitra…) hampahalalana amin’ireo mpandray anjara, vahiny,...

Tonizìa : Voasakana koa ve i Youtube ?

  03 Novambra 2007

Mpiblaogy Tonizìana maromaro  no niara-nitatitra ny tsy fahafahan-dry zareo hijery ny vohikala mpanapariaka sarimihetsika maro mpankafy Youtube androany [2 Novambra 2007]. Raha toa ka misy tokoa ny fanamarinana izany fanakanana izany, dia i Youtube no vohikala mpanapariaka sarimihetsika faharoa voasakana tsy ho tazana avy any Tonizìa. Satria efa hatramin'ny faha-3...