· Oktobra, 2007

Tantara mikasika ny Tonizia tamin'ny Oktobra, 2007

Tonizia : Raofina eo an-tseranana ny bokin’ny bilaogera

  22 Oktobra 2007

Raha niverina hody tany Tunis avy tany Le Caire tamin’ny herinandro teo ny bilaogera Zizou from Djerba dia nahazo nihoatra noho ny firariana tonga soa nandrasany. Teo an-tseranam-piaramanidina tao Tunis dia nohodidinina mpiasan’ny Ladoany sy manamboninahitra I Zizou ka nosavaina tsara any entany, boky roa no notazonina tamin’izany. Tsy gaga...

Topi-maso Arabo : Aorian'ny Facebook, Miala any ny Hatebook

  21 Oktobra 2007

Aorian'ny Facebook [bokin'ny endrik'ireo tapaka sy namana], miala any ny Hatebook [bokin'ny fankahalana]. Indreto blaogy roa avy any Tonizìa sy Omana mizara ny fomba fijeriny ireto vohikala vaovao – Hatebook.com sy Hatebook.org ireto. Sarin'ny hatebook.com nindramina tamin'ny Sleepless in Muscat. Tonizìa : Ny blaogy Subzeroblue avy any Tonizìa dia manazava...

Tonizìa : Saintsaina mikasika ny tontolo iainana

  20 Oktobra 2007

Ny blaogy AquaCool avy any Tonizìa dia mizara amintsika izay mba saintsainy mikasika ny tontolo iainany [Anglisy]. […] 3 years ago, I looked really stupid when I used to separate my plastic waste from the rest of my garbage, since there were no recycling services provided to the public. Now...