The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Syria Tahiry Firenena

RSS ho an i Syria

2008-04-16

Tantara ,
Ny maha-olona

“Raha miomana hankalaza ny faha-60 taona ny Isiraeliana, ary ny palestianiana kosa feno 60 taona izay ny nakana ny tany taminy, dia tsy maintsy manome voninahitra ireo lavo tao anatin'ny habibiana nitranga nandritra ny fandripahana tao Deir Yasin tamin'ny 9 Avrily 1948 isika,” hoy Rime Allaf, izay nahatsiaro ny faha-60 taona ny fandripahana.

2008-03-26

Irak tao anaty dimy taona: Nihetsika izao tontolo izao

Anio, 19 mars, no manamarika ny fahadimy taonan'ny "Ezaka ho fanafàhana an'i Irak". "Tany amboalohany dia tetika nentina handrodànana an'i Saddam Hussein sy " hamàrana ny ady tsy mbola miantomboka" mbola mitohy hatramin'izao ny ady ao Irakl, mampivarahontsana ny olon-tsotra maro maneran-tany. Anatin'ity lalan-dra ity, Global Voices Online ...

2007-10-27

Syria : Fakana an-keriny ny mpiblaogy Rtoa Roukana Hamour

  Fanampim-baovao : Omaly alina (26 Oktobra 2007), niantso anay an-taroby i Roukana Hamour. Salama tsara izy. Nataon'ny mpitandro filaminana mpiandraikitra ny fitsikilovana famotorana izy, mombamomba izay hafatra napetraky ny mpamaky teo amin'ny blaoginy. Ora telo taty aoriana dia afaka nody malalaka i Roukana Hamour. Naharay imailaka izahay, izay nalefan'olona toa vavolombelona ...

2007-10-20

Syria : Famehezam-bava eto amin'ny sehatra Aterineto

Ny mpibloagy Golaniya dia mitatitra izay famehezam-bava eto amin'ny sehatra Aterineto [Anglisy] miseho any Syria. Two cyber activists were detained for posting online comments that were disfavored by our Syrian government. The report also talked about a case in which the government detained a third Syrian citizen for posting comments opposing ...