· Janoary, 2014

Tantara mikasika ny Syria tamin'ny Janoary, 2014

Syria: Vehivavy Afaka Ao Darayya

  16 Janoary 2014

Nirotsaka an-tsehatra tamin'ireo fihetsiketsehana sy fisantaran'andraikitra marobe nanomboka tamin'ny fiandohan'ny fitroarana Syriana, tamin'ny lohataona 2011 ireo Vehivavy Afaka ao Darayya. Miasa any amin'ny firenena hanaovana sesitany ny tenany sy ny fonja izy ireo ankehitriny.