· Septambra, 2013

Tantara mikasika ny Syria tamin'ny Septambra, 2013

Mihamafy Ny Tabataban'Ady Ao Syria

  08 Septambra 2013

Mihamafy hatrany ny tabataban'ady noho ny fiomanan'i Etazonia amin'ny hetsika daroka baomba "hanasazy" an'i Syria. Tao amin'ny aterineto, nanjary manam-pahaizana momba an'i Syria tanatin'ny indray alina daholo ny mpiserasera