The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Saudi Arabia Sokajy ara-tany

RSS ho an ny Saudi Arabia

2007-10-26

Arabia Saodìta : Ireo mpamily mamo

Ny mpiblaogy Saodiana Saudi Jeans dia mitatitra ny loza mihantona izay ampibaben'ireo mpamily mamo ny rehetra any amin'ny firenena izay raràna tanteraka ny fisotroana zava-pisotro mahamamo : « She is complaining that they have to deal with impaired drivers every weekend, and it gets much worse during the Eid week every ...

2007-10-12

Arabia Saodìta : Tsaratsara kokoa raha vehivavy

Rasheed mpiblaogy monina any Arabia Saodìta dia manazava [Anglisy] fa aleo lavidavitra kokoa aza vehivavy ny tena, raha miditra itony magazaibe midadasika any Arabia Saodita itony, nohon'ny fampiharana ny lalàna manokana hoan'ny « mpianakavy ihany » ireny toeram-pivarotana ireny rehefa tonga ny hariva. Amira Al Hussaini