· Oktobra, 2012

Tantara mikasika ny Arabia Saodita tamin'ny Oktobra, 2012

Arabia Saodita: Miaka-peo ny Hetsika Vehivavy Hitondra Fiara Ary Miampanga ny Politikan'ny Governemanta

  16 Oktobra 2012

Saodiana mpiaro ny zon'ny vehivavy i Manal al-Sharaif, fantatra tsara amin'ny andraikitra iantsorohany amin'ny hetsika Women2Drive (VehivavyHanamory). Tamin'ny volana Mey 2011, nandrakitra lahatsary ahitana ny sariny izy, izay mihantsy sy manohitra ny fandràrana ny vehivavy tsy hanamory fiara. Taorian'ny famoahana ny lahatsary, nosamborin'ny polisy mpitsikilo izy ary notànana nandritra ny sivy...

Arabia Saodita: Raisina Toy Ny Gadra Rehetra ny Gadra “Tondro Molotra”

  13 Oktobra 2012

Taorian'ny fihetsiketsehana kely mitsitokotoko nandrakotra ny firenena izay tsy mbola fahita hatrizay , namoaka fanambarana ny  Minisiteran'ny Atitany mikasika ireo gadra tondro molotra. Teboka telo no hita amin'ny fanambarana: Tsy maintsy mandalo ny Biraon'ny Fanadihadiana sy ny Fampanoavana sy ny Tribonaly Manokana momba ny ady heloka bevava avokoa ny gadra voampanga amin'ny asa sy heloka ataon'ny...

Arabia Saodita: Mitohy ny Fitsarana Mangingina, Mitohy Koa Ny Fandavan'ny Mpanohitra

  07 Oktobra 2012

Androany vao maraina, notontosan'iny fitsarana ady heloka bevava Riyadh ny fangalana ambavany fahaefatra mikasika ny raharaha hanenjehana ireo mpiaro ny zon'olombeloona sy  reformista Mohammad al-Qahtani sy Abdullah al-Hamid. Afaka natrehin'ny daholobe ny fotoam-pitsarana voalohany, saingy raha nanapa-kevitra ny mpitsara fa tsy azo atrehin'ny olona ny fotoam-pitsarana fahatelo, lasa nandao ny toerana izy ireo....

Arabia Saodita: Nanao Fihetsiketsehana Nandritra Ny Fetim-Pirenena Ny Fianakavian’ireo Gadra Tsy Amin’ny Antony

  01 Oktobra 2012

Ny fanagadrana tsy amin’ny antony no lohahevitra mavaivay indrindra momba ny zon'olombelona any Arabia Saodita. Tombanan'ny Fikambanan’olo-tsotra Saodiana miaro ny zon’olombelona  sy ny Fikambanana miaro ny Zo Ara-pollitika fa maherin’ny 30,000 no isan’ireo gadra tsy misy antony, raha toa kosa ny governemanta nanombana azy ireo ho 4.396. Maro ireo nosamborina nandritra ny fihetsiketsehana “ady...