· Janoary, 2009

Tantara mikasika ny Katara tamin'ny Janoary, 2009

Maraoka: Firenena nisara-kevitra noho i Gaza

  17 Janoary 2009

Ary satria moa mivory any Doha ny mpitarika Arabo, dia lasalasa saina ihany izao tontolo izao te-hahalala hoe amin'ny fomba ahoana moa ahafahan'izy ireo mampitsahatra ny fifanandrinana misy any Gaza. Omaly no nipoaka ny vaovao fa tsy ho any Doha na fihaonana an-tampony hafa ny mpanjakan'i Maraoka Mohammed VI, satria...