· Oktobra, 2014

Tantara mikasika ny Palestina tamin'ny Oktobra, 2014

Sary: Mankalaza ny Eid Al-Adha i Gaza

  05 Oktobra 2014

Na dia teo aza ireo Palestiniana maherin'ny 2000 niharam-boina tamin'ny fanafihan'i Israely farany tao Gaza, mbola mahita hevitra hankalazana ny Eid Al-Adha Islamika ihany ny olom-pirenena, izay manomboka androany (4 Oktobra) manerana ny tontolo Miozolomana.