· Avrily, 2011

Tantara mikasika ny Palestina tamin'ny Avrily, 2011

Palestina : Fakàna ankeriny ilay mpitolona italiana tao Gaza

  20 Avrily 2011

Navaozina ny Zoma 15 aprily : Notaterin'ireo fampahalalam-baovao isan-karazany maneran-tany fa hita tao amin'ny faritr'i Gaza ny nofo mangatsiakan'i Vittorio Arrigoni ora vitsy taorian'ny nakana azy an-keriny ny Alakamisy 14 aprily 2011. * * * Naka ankeriny an'i Vittorio Arrigon mpitolona pasifista Italiana tao Gaza ny vondrona Djihad islamika , nanamafy ireto farany...

Ejipta: Mahatsiaro Ny Zava-nitranga Tao Bahr El-Baqar

  14 Avrily 2011

Iraikambiefapolo tana lasa izao, ny 8 Aprily 1970, ary nandritra ny Ady Mitarazoka Attrition, nodarohan'ny tafika Israeliana ny sekoly ambaratonga voalohany iray tao amin'ny tanana Ejiptiana Bahr el-Baqar, atsimon'i Port Said, any amin'ny faritany atsinanan'i Sharqia. ny Sekolin'i Bahr El-Baqar - sekoly iray misy efitrano telo sy mampiantrano mpianatra 150 - no simba, 30 amin'ny mpianatra tao no maty, 50 mahery no naratra mafy, ary marobe no nitondra takaitra. Ary taorian'ireo taona maro ireo, mbola mahatsiaro ilay vonomoka ny Ejiptiana.