· Novambra, 2010

Tantara mikasika ny Palestina tamin'ny Novambra, 2010

Palestiniana mpitoraka blaogy nosamborina noho ny fitsikeràna ny fivavahana Silamo tao amin'ny Facebook

GV Mpisolovava  19 Novambra 2010

Voasambotry ny mpitandro filaminana ny mpitoraka blaogy Palestiniana iray, Waleed Khalid Hasayin (solon'anarana: Waleed Al-Husseini), tovolahy 26 taona mpanao volo avy any Qalqilya, noho ny famoronana pejy facebook mitondra ny lohateny hoe “Allah”. Araka ilay mpitoraka blaogy Marwa Rakha, nisy nitoroka ilay pejy ary nakatona, nefa namorona pejy hafa indray...